Arjentina
Aller à la navigation
Aller à la recherche
República Argentina ((es)) | |||||
((es)) | |||||
Repoblika Arjentina ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Anatin'ny Firaisana ary ny Fahafahana | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny Espaniola1 | ||||
Renivohitra | Buenos Aires 34°37′S 58°21′W / 34.617°S 58.350°W | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Buenos Aires | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Federaly Alberto Fernández | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 8 2 766 8902 km² 1,1 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 31 40 677 348 mpo. 14 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Arjentina | ||||
IDH (2007) | (mitombo) 0,866[1] (ambony) faha-47 | ||||
Sandam-bola | Peso arjentina (ARS )
| ||||
Faritr'ora | UTC -3. amin'ny andro fahavaratra UTC-2 (tsy manerana ny firenena) | ||||
Hiram-pirenena | Himno Nacional Argentino | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+54
|
Arjentina (anarana ofisialy : República Argentina amin'ny teny espaniola, dikaina ho Repoblika Arjentina amin'ny teny malagasy) dia firenena iray izay mivelatra eo a min'ny faritra atsinanan'ny tanjona atsimon'i Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia Buenos Aires ary ny firenena manodidina azy dia Silia, Bolivia, Paragoay, Brazila ary Orogoay. Ny velarantaniny dia 2,76 tapitrisa kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia eo amin'ny 40,6 tapitrisa mponina.
Ny teny ofisialin'i Arjentina dia ny fiteny espaniola.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy Ivelany[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Argentina |
- sokajy Arjentina ao amin'ny dmoz
- ((es)) ((en)) Tranonkala ofisialy
- ((es)) E-Books en Relaciones Internacionales
Tsiahy[hanova | hanova ny fango]
|