Nikaragoa
República de Nicaragua ((es)) | |||||
Repoblikan'i Nicaragua ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : En Dios Confiamos (Matoky an'Andriamanitra izahay) | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny espaniola | ||||
Renivohitra | Managua 12°09’N, 86°16’W | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Managua, León, Granada | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Daniel Ortega | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 95 129 494 km² 2,9% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 131 5 785 846 mpo. 42 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Nicaraguaianina | ||||
IDH (2005) | Mihakatra 0,710 (moyen) faha 118 | ||||
Sandam-bola | Córdoba Volamena Endrika:Exp (NIO )
| ||||
Faritr'ora | UTC -6 | ||||
Hiram-pirenena | Salve a ti | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+505
|
Ny Nicaragua dia firenen' Amerika Afovoany. Voafaritry ny Costa Rica izy any atsimo ary ny Honduras any avaratra. Manana amorontsiraka amin'ny Ranomasimbe Pasifika sy amin'ny Ranomasin'ny Karaiba izy.
Zanatany Espaniola ny Nicaragua tamin'ny 1524, lasa firenena manam-pahaleovantena ny Nicaragua hatry ny 15 Septambra 1821 ary nikambana tamin'ny Faritany Mikamban'ny Amerika Afovoany (Provinces unies d'Amérique centrale). Niala tamin'ilay fikambanana izy tamin'ny 1838 ary lasa repoblika mizaka tena tamin'ny 1854.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Ny Nicaragua dia manana velarantanina 129 494 km² ary 10 254 km² amin'ireo no tany. Miisa 5,8 tapitrisa eo ho eo ny mponina.
Firenena be tendrombohitra ny Nicaragua, ny tany lemaka eny amorontsiraka (Karaiba sy Pasidika) dia mihakatra tsimoramora any amin'ny chaîne anivo (vita dilatra) hatrany amin'ny tendrona Mogoton (2438 m). Any avaratra no misy ny tendrona farany ambony indrindra, akaikin'ny sisintan'i Honduras. Misy zetra ny any amin'ny sisin-tany atsimo.
Ny tany lemaka amin'ny amorontsiraka pasifika dia be afotroa, indrindra eo amin'ny cordillère-n'ny Maribios, misy ny farihin'i Nicaragua (na Cocibolba) sy ny farin'i Managua. Misy nosy maro ao amin'ny farihin'i Nicaragua, toy ny nosin-afotroan' Ometepe sy ny tambanosin'ny Solentiname. 7 isan-jaton'ny velarantan'ny Nicaragua ny velaran'ny farihy.
Politika[hanova | hanova ny fango]
Repoblika ara-parlemanta ny Nicaragua, iraika ihany ny isan'ny efitra (Antenimieram-pirenena)
depiote 93 no manan-tseza eo amin'ny Antenimieram-pirenena, mitondra mandritry ny efa-taona ny filoha lany.
Toe-karena[hanova | hanova ny fango]
sokajy Nikaragoa ao amin'ny dmoz
- ((es)) Gouvernement du Nicaragua