Kôsta Rika

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
República de Costa Rica ((es))
{{{nom_malgache}}} ((mg))
Sainan'i Kosta Rika mari-piandrianan'i Kosta Rika
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : ¡Vivan siempre el trabajo y la paz!
(Hiaina mandrakizay ny asa sy ny fandriampahalemana !)
LocationCostaRica.svg
Teny ofisialy fiteny espaniola
Renivohitra San José
9° 56′ N, 84° 05′ O
Tanàna ngeza indrindra San José
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Oscar Arias
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 125
51 100 km²
0,7 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 119
4 195 914 mpo.
85 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Kostarikanina
Sandam-bola Colón kostarikanina (CRC)
Faritr'ora UTC -6
Hiram-pirenena Noble patria, tu hermosa bandera
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+506

Ny Kôsta Rika na Repoblikan' i Kôsta Rika, dia firenen' i Amerika Latina voafaritr' i Nikaragoa any avaratra, i Panama any atsimo-atsinanana, ny Ranomasimbe Pasifika any andrefana ary ny Ranomasina Karaiba any atsinanana. I Kôsta Rika no firenena voalohany nanala ny tafiny ka tsy manana izy ankehitriny. Ny renivohiny dia San José. Ny fiteny espaniôla no teny ôfisialy ary ny fiteny anglisy no fiteny faharoa ampiasaina any Kôsta Rika. Ny vola ampiasaina any dia ny colón.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Tonga teo amin' ny faritra misy an' i Kôsta Rika i Christophe Colomb tamin' ny taona 1502. Teo aorian' izany, i Kapteneria jeneralin' i Goatemala ho an' i Espaina i Kôsta Rika. Nahazo fahaleovantena tamin' ny taona 1821 ilay firenena, ary nipetraka avy hatrany ny demôkrasia.

Nanomboka tamin' ny taona 1843 ny fambolena ny kafe. Tamin' ny taona 1869, terena ary tsy andoavam-bola ny fampianarana. Miady ho an' ny fanitarana an' io rafitra io ny ministeran' ny fampianarana. Araka ny heviny, tsy maintsy mahay mamaky teny sy manoratra ary manisa ny tsirairay. Noraràna tamin' ny taona 1882 ny fanamelohana ho faty.

Tamin' ny taona 1948, nisy ady an-trano nanozongozona ilay firenena, noho ny tsy fieken' ny fandresen' i Otilo Ulate Blanco, olona arivo eo ho eo no maty mandritra io ady io. Nesorina tamin' ny taona 1949 ny tafika, lasa anisan' ny firenena tsy manan-tafika i Kôsta Rika amin' izao fotoana izao.

Politika[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.