Hôndorasy
| República de Honduras ((es)) | |||||
| Repoblikan'ny Hondorasy ((mg)) | |||||
| |||||
| Teny filamatra : Pro Mundi Beneficio | |||||
| Teny ofisialy | fiteny espaniola | ||||
| Renivohitra | Tegucigalpa | ||||
| [[|Tanàna ngeza indrindra]] | Tegucigalpa | ||||
| Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Nasry Asfura | ||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 101 112.090 km² 2,9% | ||||
| Isam-ponina - Tontaliny ([[]]) - hakitroka |
faha 131 10.278.345 mpo. 92 mpo./km² {{{1}}} | ||||
| Anaran'ny mponina | |||||
| IDH (2021) | Mihakatra 0.621 () faha 137 | ||||
| Sandam-bola | Lempira (HNL) | ||||
| Faritr'ora | UTC -5 | ||||
| Hiram-pirenena | Tu bandera es un lampo de cielo (« Ton drapeau est une splendeur du ciel ») | ||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+504 | ||||
I Hondorasy dia firenena ao Amerika Afovoany. Ny renivohiny dia i Tegucigalpa. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 112 412 km2 izy ary nisy mponina miisa 9 540 539 araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2022. Ny faritr'ora dia −6.
Ankoatra ireo tandavan-tany amorontsiraka roa ao aminy (ny iray manamorona ny Ranomasina Karaiba ary ny iray, tena kely, 50 km eo ho eo, manaraka ny Ranomasimbe Pasifika), dia tendrombohitra no mandrakotra ny tanim-pirenen' i Hôndorasy. Toetanin-jana-pehintany ny toetaniny.Saika ny 90 % amin' ny mponina ao Hôndorasy no safiotra (avy amin' ny Espaniôla sy Amerindiana). Katôlika ny ankamaroan' ny mponina. Maherin' ny antsasaky ny mponina no mipetraka any ambanivohitra.
I Hôndorasy dia isan' ireo firenena tsy mandroso indrindra any Amerika Latina. Mifototra amin' ny fambolena ny toekareny.

Jeôgrafia
[hanova | hanova ny fango]| sisin-tany misy | halavany |
|---|---|
| 256 km | |
| 342 km | |
| 922 km | |
| Karaiba morontsiraka | 644 km |
| Pasifika morontsiraka | 124 km |
| total | 2288 km |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Firenena ao Amerika: Antigoa-sy-Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hondorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa-Kity-sy-Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite-sy-Tôbagô -Venezoela
- Kôntinenta eto an-tany: Afrika - Amerika (Amerika Avaratra - Amerika Atsimo) - Azia - Eorôpa - Ôseania - Antarktika