Ekoadôra

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sainan'i Ekoadôra
Saritanin'i Ekoadôra

I Ekoadôra na Ekoatera dia firenena ao Amerika Atsimo. I Quito no renvohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Guayaquil. 283,520a km2 ny velarantaniny ary 17 475 570 ny isan' ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2020. Ny faritr' ora dia −5−6.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.