Silia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sainan'i Silia
Saritanin'i Silia

I Silia na Silỳ dia firenena ao Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia Santiago. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 756,096,3 km2 ny velaran-taniny ary 17,402,630 ny isan'ny mponiny araka ny fanisana natao tamin'i 2012. Ny faritr'ora dia −4 and −6.

Atakama
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.