Martinique

Avy amin'i Wikipedia
Martinique

I Martinique dia nosy frantsay any Karaiba ary ao amin' ny vondronosy Petites Antilles. I Martinique dia vondrom-paritra (collectivité territoriale) tokana ao amin' ny Repoblika Frantsay, io vondrom-paritra io dia nasolo ny departemanta sy ny faritra. Ny vondrom-paritr' i Martinique dia faritra an-sisiny indrindra amin' ny Vondrona Eorôpeana.