Azali Assoumani

Avy amin'i Wikipedia
Azali Assoumani

I Azali Assoumani dia manamboninahitra miaramila sady olon' ny fitondràm-panjakana kômôriana, teraka tamin' ny 1 Janoary 1959 tao Mitsoudjé. Nahazo fahefana izy ka lasa filoham-panjakana tamin' ny alalan' ny fanonganam-panjakana nanesorany ny filoham-pirenena mpisolo toerana Tadjidine ben Saïd Massounde tamin' ny 30 Avrily 1999, alohan' ny hahalaniany ho filoham-pirenen' ny Firaisan' i Kômôro tamin' ny taona 2002 sy 2016 ary 2019. Tamin' ny volana Mey 2022 dia nahazo ny fanavahana kôntinantaly ny amboara afrikanina avy amin' ny masoivoho marôkana any Kômoro i Azali Assoumani.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]