Mayotte
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Mayotte dia departemanta frantsay izay any andrefan'ny Nosy Comores, izay any avaratra andrefan'i Madagasikara.
Ny anarany ami'ny fiteny an-toerana dia Maore. Ao amin'ny lakandranon'i Mozambika no misy azy ; ny renivohiny dia Mamoudzou, ny tanàna lehibe indrindra. Ilay faritra dia manana nosy kely maromaro : Mtsamboro, Mbouzi ary Bandrélé ; ny kaody ara-departemanta ofisialiny dia 976.
Novarotan'i Andriantsony tamin'ny frantsay ilay nosy ny 25 Aprily 1841. Tamin'ny 1886 ; nivadika "protectorat" ny nosin'i Grande Comore, Mohéli ary Anjouan izay lohavin'ny governeran'i Mayotte.
Nivadika departemanta andafy i Mayotte ny 30 Martsa 2011.