Seha-pihariana faharoa

Avy amin'i Wikipedia

Ny seha-pihariana faharoa na sehatr' asa faharoa na sehatra ara-toekarena faharoa na sehatra faharoa dia dia vondron' asa fihariana ahitana ny taozava-baventy fanodinana akora, anisan' izany ny fanamboarana trano, ny asa vaventy, ny fanodinana ny vokatry ny tany ho sakafo, ny famokarana entana ho an' ny mpanjifa, ny famokarana entana ho an' ny mpamokatra, sns.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]