Aller au contenu

Fanihy

Avy amin'i Wikipedia
Fanihy

Ny fanihy dia karazam-biby fianakavian' ny ramanavy, saingy lehibe kokoa. mpihinana voankazo (Pteropus rufus, Eidolon dupreanum, Pteropus conspicillatus, sns). Mahatonga ny tany manodidina ny hazo maniry ialokalofany hamokatra ny tainy sady aeliny ny voan' ny hazo haniny.