Aziatika

Avy amin'i Wikipedia
Guliskhan Nakhbayeva, mpilalao fanorona kazàka.

Ny Aziatika dia ireo vahoaka any Azia, indrindra ireo manana toetra ara-batana mampiavaka ny mponina any Azia Atsinanana sy Azia Atsimo-Atsinanana ary indraindray any Azia Afovoany. Tsy dia antsoina hoe Aziatika ireo olona avy amin' ny faritra hafa ao Azia toa an' i Atsinanana Afovoany na ny Zana-kôntinenta Indiana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]