Pôrtogaly
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
| República Portuguesa ((pt)) | |||||
| Repoblikan'i Pôrtogaly ((mg)) | |||||
| |||||
| Teny ofisialy | Portugesa | ||||
| Renivohitra | Lisbonne 38° 4' N ; 9° W | ||||
| Tanàna ngeza indrindra | Lisbonne | ||||
| Fitondrana sy governemanta - Filohanta - Mpiray ministra |
Repoblika misy Parlementa Aníbal Cavaco Silva Pedro Passos Coelho | ||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 109 92 391 km² 0,5 % | ||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 75 10 617 575 mpo. 114 mpo./km² {{{1}}} | ||||
| Anaran'ny mponina | Portugezy | ||||
| IDH (2006) | |||||
| Sandam-bola | Euro (EUR)
| ||||
| Faritr'ora | UTC +0: (WET); | ||||
| Hiram-pirenena | A Portuguesa | ||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+351
| ||||
I Pôrtogaly na Repoblikan'i Pôrtogaly dia firenena ao amin'ny faritra atsimon'i Eoropa, ao amin'ny tapany andrefan'ny Saikanosy Iberika.
Mizara sisin-tany amin'i Pôrtogaly ao avaratra sy atsinanany i Espaina; ary i Atlantika no mamaritra ny sisin-taniny aty atsimo sy andrefana. Ny tangoro-nosin'i Asaoro sy Madera dia isan'ny tafiditra ao amin'ny tanin'i Pôrtogaly. Mpikambana ao anatin'ny Vondrona Eoropeanina hatramin'ny taona 1986 i Pôrtogaly.