Repoblikan' i Kipra

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Repoblikan' i Kipra na Repoblikan' i Kipra na Repoblikan' i Sipra dia firenena mpikambana amin' ny Vondrona Eorôpeanina arỳ antsinananan' ny Ranomasina Mediteranea. Tamin' ny taona 1974, ny tapany avaratran' ilay nosy eo ivelan' ny tsipika maitso, lasan' i Torkia sy ataony hoe azy. Lasa Repoblika hafa io amin' ny anarana hoe Repoblika Torkan' i Kipra Avaratra. Niditra tao anatin' ny faritra Euro i Kipra tamin' ny 1 Janoary 2008

Toekarena[hanova | hanova ny fango]

I Kipra no faritany tena manana harena indrindra tao anatin' ny firenena 10 niditra tao anatin'ny Vondrona Eorôpeanina tamin' ny taona 2004, ny PIB/olona iray-ny dia 18.900 €. Tamin' ny taona 2007, ny fisongan' ny toekarena dia manakaiky ny 4,4 %, ny isan' ny olona tsy miasa 2,2 %, ary ny fiakaram-bidin' ny fiainana 2,2 %. I Kipra anefa tsy ao ivelan' ny fikorontanana ara-toekarena misy eto an-tany. I Charilaos Stravrakis niteny tamin' ny taona 2007 fa ny fisongan' ny toekarena dia nidina 3,5% isa-taona.

Mponina[hanova | hanova ny fango]

Demôgrafian'i Kipra, mari-drefy : 100 000:1

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.