Litoania

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka firenena ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

{{ {{{langue}}} }}
Repoblikan'i Litoania ((mg))
Drapeau de Lituania Armoiries de Lituania
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : aeal
Teny ofisialy Lithuanian
Renivohitra Vilnius
[[|]]
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 -Dalia Grybauskaitė
Repoblika
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha
65 200 km²
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha
3 366 357 mpo.
mpo./km²


Anaran'ny mponina
Sandam-bola Litas (Lt)
Faritr'ora UTC +2
Hiram-pirenena Tautinė Giesmė
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+370

I Litoania (Lietuvos Respublika) dia firenena eorôpeanina. Tafiditra amin' ny Vondrona Eorôpeanina tamin' ny 1 Aogositra 2004. Firenena ao Eorôpa Avaratra, anisan' ireo atao hoe firenena balta na fanjakana baltika i Litoania. I Vilnius no renivohiny. Mamaritra azy ao avaratra i Letônia, ao atsinanana sy ao atsimo i Bielôrosia, ao atsimo-atsinanana i Pôlônia sy ny faritr' i Kaliningrad izay an' i Rosia, ary ao andrefana ny Ranomasina Baltika. Anisan' ireo Repoblika Sôsialista Sôvietika i Litoania nefa nahazo ny fahaleovan-tenany avy tamin' ny Firaisana Sôvietika tamin' ny taona 1991. Ny fiteny litoaniana no fiteny ôfisialin' i Litoania, izay teny nibeazan' ny 85 %n' ny mponina ao aminy. Ny fiteny rosiana koa no fiteny nibeazan'ny 7 %n' ny mponina ao Litoania.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany