Soisa
Aller à la navigation
Aller à la recherche
| |||
Teny Filamatra : «Iray momba ny rehetra, ny rehetra momba ny iray» | |||
Fiteny | Alemana, Frantsay, Italiana, Romansa | ||
Renivohitra | Berna | ||
Tanàna lehibe indrindra | Jorika | ||
Filoham-pirenena | Doris Leuthard | ||
Velarantany - Manontolo - % rano |
Laharana faha-132e 41 285 km² 3.7% | ||
Mponina - Manontolo (2016) - Hakitroka |
Laharana faha-92e 8.417.700 mponina 178 mpo/km² | ||
Anarana | Soisa | ||
Fahaleovantena Velirano |
26 oktobra 1648 1 Aogostra 1291 | ||
Sandam-bola | Farantsa Soisa | ||
Faritra ora | UTC +1 (ririnina) UTC +2 (fahavaratra) | ||
Hiram-pirenena | Fihirana Soisa | ||
Faritra Internet | .CH | ||
Antso an-tariby | 41 |
I Soisa no anarana mahavantana iantsoana ny "Confœderatio Helvetica" (CH raha afohezina), anarana entin'ny firenena Confédération Suisse, firenena any amin'ny kaontinanta Eoropeana izay fefen'i Alemana, i Frantsa, i Italia, i Aotrisy ary i Liechtenstein. Efatra ny fiteny fampiasa any Soisa dia ny : alemana (die Schweiz), frantsay, italiana (Svizzera) et romansa (Svizra). I Soisa dia fivondronana Kaonto miisa 26 Kaonto soisa. Manana traik'efa hatry ny ela amin'ny tsy fiankinana na amin'iza na amin'iza i Soisa ary mampiantrano fikambanan'ny firenena mikambana maro.