Faritra ora

Avy amin'i Wikipedia

Ny Faritra ora dia faritany iray manana ora iray. Ny ora anatin'io faritany io dia tsy maintsy mitovy daholo.

I Sir Sanford Fleming no nanome an'io sistema io taminy taona 1876, ary ny meridianina ny Greenwich ny repère'ny. Misy faritra ora 24 era-ntany ... tokony hitovy angeda izy ireo, raha tsy mitovy angeda izy anatiny fipetran'javatra : Ny Sina izao manana faritra ora iray ihany, kanefa tokony manana faritra ora telo izy. Ny dika ny izany dia manaraka ny faritany-pirenena koa ny ora.

Ny Meridianina manana zoro filo nà 15° (~1.666 km) eo aminy Fehibe. Io faritra io mandeha makany pôle Nord mihidina makany Pôle Sud, Ny meridianina fotony (O° ; GMT) dia eo aminy tanànan'i Greenwich, any Londres.


Faritra Ora[hanova | hanova ny fango]

Mampiasa faritra ora 42 (na faritra ora 42) ny firenena eto an'tany, (tsy faritra ora ofisialy ny faritra oa GMT+8:45) ; Misy faritra ora 37 miasa mandritrin'taona, Misy faritra ora roa anaty ny ririnina Bôrealy (GMT-3:30 sy GMT+ 3:30), dia iray ihany rehefa ririnina Aostraly (GMT+12:45) dia misy anaky iray aminy ora-pahavaratra bôrealy (GMT-2:30) dia iray aminy ora-pahabaratra aostraly (GMT+13:45)