Fanjakana Mitambatra

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sainan'i Fanjakana Mitambatra
Fisian'i Fanjakana Mitambatra ao Eoropa ary ao amin'ny Vondrona Eoropeana (miloko maitso)

Ny Fanjakana Mitambatra na Fanjakana Mitambatr'i Britaina sy Irlanda Avaratra, dia fanjakana mahaleotena ao Eoropa andrefana niorina tamin'ny 1801. Ireo fanjakana nanorina ilay Fanjakana Mitambatra dia i Britaina Be (Great Britain) (Englanda, Ekôsy, ary Valesa) sy i Irlandy Avaratra.

Sahabo 66,921,307 amin'ny 2019 ny mponina.[1] Anglisy ny teny ofisiely. Renivohitra ny antanandehibe London.

Olona[hanova | hanova ny fango]

Ohotra fa olona avy any Fanjakana Mitambatra izay nanao fandaharana amin'ny fahitalavitra, sy/na nanoratra boky, momba Madagasikara ahitana David Attenborough, Brian Cox, George McGavin, Charlotte Uhlenbroek sy David Bellamy. Roa karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny Madagasikara ny angidina Acisoma attenboroughi sy ny makamba Ctenocheloides attenboroughi.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Citation[hanova | hanova ny fango]

  1. World Population Review - United Kingdom