Vondrona Eorôpeana
(tonga teto avy amin'ny Vondrona Eoropeanina)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Vondrona iraisan'ny governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina (VE). Misy firenena 27 ao anatiny. Voaforona tamin'ny 7 febroary 1992 izy, tamin'ny nahasoniavan'ny firenena eorôpeanina 12 ny dinan'i Maastricht, efa mpikambana tao amin'ny CEE na EEC.
30,82%n'ny PIB eto an-tany dia any Eorôpa no misy azy, io no tsena ara-toekarena ngeza indrindra eto an-tany. Firaisam-padintseranana ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiaraha-miasa ao anatin'ny fikambanana ara-bola sy ara-toekarena, ilay faritra Euro. Misy firenena mampiasa miaraka ilay vola tokana ny Euro (€)
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Ny CEE[hanova | hanova ny fango]
Niteraka ny CEE tamin'ny voasonia tamin'ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin'ny Capitole ; hita ohatran'ny tsena iraisana izy.
Ny Vondrona Eoropeanina
Jereo Koa/Amboary[hanova | hanova ny fango]
Rohy Ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((fr)) Tranonkala ofisialy ny FE