Roma
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Roma dia renivohitran'i Italia, eo amin'ny 22 km ny renivohitra ny ranomasina Tireniana. Misy olona 2.718.700 no miaina any (4.253.450 rehefa isaina ny tanàna misy manodidina azy). I Roma no tanàna tena be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa refesina amin'ny Napoli, sy Milano.
Renivohitran'ny Empira Romana i Roma. Urbs no anarany tamin'io andro io. Maty fantatra koa izy amban'ny tanàna an-tanety 7 (Aventin, Caelius, Capitole, Esquilin, Palati, Quirinal, Viminal).