Brezila
República Federativa do Brasil ((pt)) | |||||
((pt)) | |||||
Repoblika Federalin'i Brezila ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Ordem e Progresso Malagasy : « Fandriam-pahalemana sy Fandrosoana » | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny Portogey | ||||
Renivohitra | Brasília | ||||
Tanàna ngeza indrindra | São Paulo, Rio de Janeiro | ||||
Fitondrana sy governemanta - filoha |
Repoblika federaly Luiz Inácio Lula da Silva | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 5 8 547 877(IBGE) km² 0,65 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 5 191 043 661 mpo. 21,6 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Brezilianina | ||||
IDH (2007) | ▲ 0,807 (ambony) faha 70 | ||||
Sandam-bola | Real (BRL )
| ||||
Faritr'ora | UTC -2 hatramin'i -4 | ||||
Hiram-pirenena | Hino Nacional Brasileiro | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+55
|
Ny Brezila na Brezily (Brasil amin' ny teny pôrtogey), na Repoblika Federalin' i Brezila, dia firenena ngeza indrindra sy mivelatra indrindra any Amerika Latina. Manana velarantany mirefy 8 547 400 km² sy mponina maherin' ny 190 tapitrisa izy, ka mahatonga azy ho firenena fahadimy amin' ny lafiny velarantany sy amin' ny lafiny isa-mponina. Tamin' ny 2008, i Brezila dia firenena faha-11 ara-piharian-karena manana harin-karena faobe 1 572 839 Md USD, ao aorian' i Espaina na 2,42 %-n' ny harin-karena faoben' izao tontolo izao. Azy ny antsasaky ny velaran' i Amerika Atsimo ary mizara sisin-tany amin' ny firenena rehetra ao Amerika Atsimo afa-tsy i Silia sy ny Ekoadora izy.
Ny Brezila dia zanatany pôrtogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan' ny Pôrtogaly any Amerika, amin' ny fisehon' ny kolontsaina sy ny teny ôfisialy, ny teny pôrtogey.
Firenena katôlika sy miteny pôrtogey ngeza indrindra, mpikambana ao amin' ny CPLP izy. Ny fiteny pôrtogey dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brezilianina.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Ny faritra Avaratra[hanova | hanova ny fango]
Ny faritra Atsimo[hanova | hanova ny fango]
Ny faritra Atsimo Atsinanana[hanova | hanova ny fango]
Ny faritra Afovoany Andrefana[hanova | hanova ny fango]
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Fanjanatany Portogey[hanova | hanova ny fango]
Fahaleovantena[hanova | hanova ny fango]
Biby sy zavamaniry[hanova | hanova ny fango]
Fandringanana ny ala[hanova | hanova ny fango]
Fizarana ara-pandraharahana[hanova | hanova ny fango]
toe-karena[hanova | hanova ny fango]
Demografia[hanova | hanova ny fango]
Finoana[hanova | hanova ny fango]
Kolontsaina[hanova | hanova ny fango]
Fiara-monina[hanova | hanova ny fango]
Fanatanjahan-tena[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela
Kôntinenta eto an-tany
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((pt))((es))((en)) Portal-n'ny governemanta brazilianina
- ((fr)) Ambasadin'ny Brazila any Paris Archived Aogositra 17, 2009 at the Wayback Machine
- ((pt)) Comunidade França-Brasil
- ((es))((en))Centro Argentino de Estudios Internacionales, e-books Archived Janoary 24, 2010 at the Wayback Machine