Tontolo iainana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Hopetoun Falls Victoria.jpg

Ny tontolo iainana dia ny zavamananaina sy tsy manan' aina rehetra miseho ara-bojanahary. Ny teny hoe tontolo iainana dia matetika anondroana ny Tany na faritra sasany amin' ny Tany. Izany tontolo iainana izany dia mahafaoka ny fifandraisan' ny karazan-javamananaina rehetra, ny toetany, ny toetrandro ary ny harena voajanahary izay misy fiantraikany amin' ny fiainan' ny olombelona sy ny asa ara-toekarena.