Zavamananaina

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Zavamanan'aina)
rafitra amin'ny vatan'olombelona

Ny zavamanan'aina na zavamiaina dia zavatra voa-janahary misy eto an-tany izay miaina sy mizatra ny zava-misy. Amin'ny teny anglisy sy frantsay dia atao hoe organism sy organisme ny zavamanan'aina (izany hoe zavatra voalamina).

Zavatra miaina ka mitombo, mihetsika, miteraka, ary mampiasana angovo ny zavaman'aina.[1]

Fizika hahatakatra dia voafaritra famphenana tamin'ny entropy (fikorontanana) sy fitombo tamin'ny pitsipitsini ny fiainana. Mampiely fikorontanana raha manjary abo pitsipitsini ny fiainana.

Ny sokajy: biby (marosela), holatra (marosela), protista (marosela), zavamaniry (marosela na tokan-tsela), bakteria (tokan-tsela), archaeabakteria (tokan-tsela), tsimokaretina (tsy misy sela)

Zavamiaina ahitanana taova, taova ahitana tambatsela, tambatsela ahitana sela, sela ahitana organela, organela ahitana molekiola, molekiola ahitana atôma. Sasany zavaman'aina. Ankoatra izany, mampiray superorganism sasany zavaman'aina (ohotra vitsika, vitsikazo, tantely).


Sary[hanova | hanova ny fango]

[2] [3]

Citation[hanova | hanova ny fango]

  1. Merriam Webster Dictionary - Life
  2. Database of Malagasy Animal Names. archived from the original on 2018-05-11 Retrieved on 2019-07-12.
  3. Native Knowledge of Madagascar's Animal and Plant Species