Virosy

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Rotavirus Reconstruction.jpg

Ny virosy na viriosy dia zavamanana aina kitika izay fitambarana asidra nokleika voahodidina hodiny mafy vita amin'ny prôteinina, kantsentsitra mivelona anaty selan-javamanana aina, izay matetika miteraka aretina ho an'ilay zavamanana aina tsentsefiny.