Katsentsitra
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Kantsentsitra)

Ny katsentsitra na kantsentsitra dia zavamananaina mivelona amin' ny fihinana ny zavamananaina hafa izay tsy vonoiny fa iraiketany ao ivelany na any anatiny na tsidihiny matetika. Ny katsetsira dia matetika biby nefa mety ho zavamaniry koa.
Ny moka, ny parasy, ny hao, ny soko ary ny kankam-pisaka no katsentsitry ny olombelona fantatra indrindra. Ny bakteria sy ny virosy dia sokajina ho katsentsitra koa.