Açores
Apparence
![Sainan'i Asaoro](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/6c/Flag_of_the_Azores.svg/240px-Flag_of_the_Azores.svg.png)
![toerana misy an'i Asaoro ao amin'ny Ranomasimbe Atlantika](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/a/ac/LocationAzores.png)
Ny Açores (amin' ny fiteny pôrtogey Açores) dia tamba-nosy pôrtogey 1 500 km mianadrefana avy ao Lisboa (Lisbonne), ary 3 900 km mianatsinanana avy amin' ny morontsirak' i Amerika Avaratra. Faritany mizaka tena amin' i Pôrtogaly ny tambanosin' i Açores.