Vasco de Gama
Apparence
Vasco de Gama | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Vasco de Gama | ||
Teraka | 3 Septambra 1469 | ||
Maty | 24 Desambra 1524 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Pôrtogaly | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Vasco da Gama dia tantsambo pôrtogey mpitety ranomasina, noheverina ho Eorôpeana voalohany tonga tany amin' ireo India Atsinanana tamin' ny lalana an-dranomasina mankany amin' ireo India, mankany amin' ny Ranomasimbe Indianina, mandalo ny Cape of Good Hope ao Afrika Atsimo tamin' ny taona 1498, hitan' i Bartolomeu Dias tamin' ny taona 1488, nandritra ny vanim-potoana nahitana zava-baovao lehibe. Teraka tamin' ny taona 1460 na 1469 tany Sines (Pôrtogaly) ary maty tamin' ny 24 Desambra 1524 tao Cochin any amin' ireo India Atsinana izy.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Estêvão da Gama no rainy. Ny zanany dia Estêvão da Gama, Cristóvão da Gama. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Paulo da Gama.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Desambra 22, 2015 at the Wayback Machine