Hankany amin'ny vontoatiny

Biôgrafia

Avy amin'i Wikipedia

Ny Biôgrafia dia filazana an-tsoratra na am-bava ny tantaram-piainan'ny zavatra iray, ohatra: olombelona, biby, zavamaniry, sns. Fa ny tantaran'ny olona no tena ampiasana azy matetika. Avy amin'ny teny frantsay hoa biographie, izay avy amin' ny teny grika dia hoe βίος / bios "aina" sy γραφή / graphê "soratra", ny teny hoe biôgrafia.

Fototra sy fiovoarana

[hanova | hanova ny fango]

Fomba fiteny efa nampiasaina nanomboka tany amin' ny Andro Taloha tany amin' ny taon-jato faha-4 tal. J.K. tao Grisia izy io. Tsy nitsahatra miovaova ny hevitr'io teny io isaky ny vanim-potoana sy ny toerana ampiasana azy.

Tahiry biôgrafia

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]