Ranomasimbe Atlantika
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny Ranomasimbe Atlantika dia anisan'ny ranomasimbe dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan'ny Kontintanta eoro-afrikana sy ny Kontinanta Amerikana 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan'ny fihazana eoropeana nandritry ny taonjato maro . Amin'izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.
| Ny ranomasimbe | ||||
Arktika |
Atlantika |
Antarktika |
Indianina |
Pasifika |