Eorôpa Atsinanana
Fiseho

I Eorôpa Atsinanana dia ny faritra atsinanana ao Eorôpa izay faritan' ny tangoron-tendrombohitra Oraly, i Kaokazy, ny Ranomasina Kaspiana, ny Ranomasina Mainty, ny Ranomasina Marmara ary ny Ranomasina Egea avy ao atsinanana.
Famaritana an' i Eorôpa Atsinanana
[hanova | hanova ny fango]Ny ankamaroan' ny firenena ao Eorôpa Atsinanana dia miteny slava nefa ahitana mponina miteny jermanika, balta, finô-ogriana ary rômana koa ao. Mbola iandian-kevitra ny famaritana an' i Eorôpa Atsinanana avy ao andrefana.
Heviny mifintina
[hanova | hanova ny fango]Raha amin' ny heviny mifintina dia ireto no firenena ao amin' i Eorôpa Atsinanana:
Heviny mivelatra
[hanova | hanova ny fango]Raha amin' ny heviny mivelatra dia ireto ny firenena ao amin' i Eorôpa Atsinanana: