Eorôpa Avaratra

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny faritan' Eoropa araky ny FM :      Eoropa Avaratra      Eoropa Andrefana      Eoropa Atsinanana      Eoropa Atsimo

Ny Eorôpa Avaratra dia faritra ao amin' ny tapany avaratr' i Eorôpa izay ahitana ireo firenenena manana ny kolontsaina sy ny fiteny skandinavy (Nôrvezy, Danemarka, Soeda sy Islandy) ary ny fiteny fenika (Finlandy sy Estônia).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ao Eorôpa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.