Eorôpa Atsimo

Avy amin'i Wikipedia

I Eorôpa Atsimo dia faritra ara-jeôgrafia na ara-jeôpôlitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amin'i Eorôpa. Isan'izany ireo firenena sy fanjakana hita ao amin'ny saikanosy mediteraneana telo (ny Saikanosy Iberika sy ny Saikanosy Italiana ary ny Saikanosy Balkanika). Ny famaritana an'i Eorôpa Atsimo dia miovaova, arakaraka ny fomba fijery: ara-toetany (toetany mediteraneana), ara-jeografia (tapany tapany atsimon'i Eorôpa), ara-piteny (fiteny italika) sy ara-kolontsaina. Matetika dia atovana ao ireo nosy mediteraneana toa an'i Malta sy i Kiprôsy, ary ny ampahan'i Torkia ao Eorôpa, i Traka Atsinanana.

Ireto avy ireo firenena ao Eorôpa Atsimo ireo:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ao Eorôpa[hanova | hanova ny fango]