Saikanosy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny saikanosy dia tany saika hodidinin-dranomasina nefa misy tapany mampitambatra azy amin' ny tany lehibe, nefa ny nosy dia voahodidina rano avokoa ny sisiny. Tsymitovy habe ny saikanosy ratria ao ireo ngeza ary ao ireo kelikely. Ny saikanosy madinika dia mitovitovy amin' ny nosy madinika.
Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]
Tany[hanova | hanova ny fango]
- Saikanosy
- Nosy
- Andilan-tany
- Tanibe (na Kôntinenta)