Andilan-tany

Avy amin'i Wikipedia
Ny Andilan-tanin' i Panamà

Ny andilan-tany dia tany lavalava teriteny eo anelanelan' ny ranomasina roa na helodrano (na hoala) roa, izay mampifandray tany roa bebe velarana kokoa. Mifanohitra amin' ny andilan-tany ny andilan-dranomasina. Ohatra amin' izany ny Andilan-tanin' i Panamà.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tany

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha