Fiteny italika
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny italika dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana izay mizara ho sampana roa, dia ireo fiteny latinô-faliska (na fiteny latiniana) sy ireo fiteny ôsko-ômbriana.
Fiteny latinô-faliska[hanova | hanova ny fango]
Ireto ireo fiteny latiniana na latinô-faliska: ny fiteny latina, ny fiteny faliska, ireo fiteny rômana (fiteny sarda, fiteny romaniana, fiteny dalmatika, fiteny italiana, fiteny espaniola, fiteny ladino, fiteny pôrtogey, fiteny frantsay, fiteny ôksitana, fiteny katalana, fiteny rômantsa, fiteny ladîna, fiteny friôlana), sns.
Fiteny ôsko-ômbriana[hanova | hanova ny fango]
Ireto ireo fiteny ôsko-ômbriana (na fiteny sabelika), izay ahitana fiteny tsy misy mampiasa intsony, dia: ny fiteny ôska sy ny fiteny ômbriana ary ny fiteny maro hafa koa.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Fiteny indô-eorôpeana