Fiteny albaney
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny albaney dia fiteny indo-eoropeana avy amin'ireo foteny balkanika taloha. Olona miisa 10 tapitrisa no miteny azy ka ny antsasak'izany dia monina ao Albania. Miseho amin'ny endrika roa ny fiteny abaney: dia ny fiteny albaney gegy ao avaratry ny Shkumbin sy ny fiteny albaney toska ao atsimo.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Fiteny indô-eorôpeana