Fiteny tôkariana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny tôkariana na fiteny agni-kôtsy dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ahitana ireo fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin' ny lemak' i Tarima tamin' ny taonarivo voalohany taor. J.K., ao atsimon' ny faritra mizakatenan' i Xinjiang any Sina.