Fiteny maty

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny maty dia fiteny tsy misy mpiteny teratany intsony mampiasa azy ho fitaovam-pifandraisana amin'ny fiainana andavanandro. Ohatra amin'izany ny fiteny egiptiana taloha, ny fiteny akadiana (fiteny babilôniana, fiteny asiriana), ny fiteny hebreon'ny Baiboly, ny fiteny foinikiana (fenisiana).