Fiteny egiptiana taloha

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny egiptiana dia fiteny hamito-semitika notenenina tao Egipta na Ejipta tamin'ny Andro Taloha sady nosoratana tamin'ny soratra hieroglifa. Ankehitriny dia teny maty ny fiteny egiptiana, nefa nipoiran'ny fiteny maro toy ny fiteny egiptiana demôtika sy ny fiteny kôpta, izay voasolon'ny fiteny arabo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Sampam-piteny ao amin'ny finakaviam-piteny hamito-semitika[hanova | hanova ny fango]