Fiteny keltika
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny keltika na fiteny seltika dia vondrom-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, izay misampana roa, ka ahitana ireo fiteny keltika an-tanibe sy ireo fiteny keltika a-nosy (ireo fiteny gaelika sy ireo fiteny britônika).
- Fiteny keltika an-tanibe: fiteny gaoloà, fiteny lepontika, fiteny keltibera, fiteny galatiana (na galata), fiteny norika,
- Fiteny gaelika: fiteny ekôsey, fiteny irlandey, fiteny gaelga),
- Fiteny britônika: fiteny galoà na kimrika, fiteny kornika, fiteny bretôna, fiteny kambriana ary fiteny pikta.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Fiteny indô-eorôpeana