Fiteny latinô-faliska
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny latiniana na fiteny latinô-faliska na fiteny italô-faliska dia sampan' ny vondrom-piteny italika ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ireto ireo fiteny latinô-faliska ireo: ny fiteny latina, ny fiteny faliska, ireo fiteny rômana (fiteny sarda, fiteny romaniana, fiteny dalmatika, fiteny italiana, fiteny espaniola, fiteny ladino, fiteny pôrtogey, fiteny frantsay, fiteny ôksitana, fiteny katalana, fiteny rômantsa, fiteny ladîna, fiteny friôlana), sns.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Fiteny indô-eorôpeana