Eorôpa Avaratra

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Eoropa Avaratra)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Ny faritan' Eoropa araky ny FM :      Eoropa Avaratra      Eoropa Andrefana      Eoropa Atsinanana      Eoropa Atsimo

Ny Eorôpa avaratra dia midika ny firenena any avaratr'i Eorôpa, manana ny kolontsaina ny ny fiteny skandinavy (Nôrvezy, Danemarka, Soeda sy Islandy) sy ny fiteny fennika (Finlandy sy Estônia). Amin'ny ankapobeny, ny Eoropa avaratra dia manonona ny ila avaratra an'i Eorôpa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ao Eorôpa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.