Eorôpa Andrefana

I Eorôpa Andrefana dia faritra mamondrona ireo firenena mikasika ny morontsiraka atlantika, izany hoe ireo firenena eo amin'ny faritra andrefan'i Eorôpa. Ny misy azy dia eo anelanelan'ny Ranomasimbe Atlantika sy i Eorôpa Avaratra, i Eorôpa Atsimo, i Eorôpa Afovoany.
Amin'ny lafiny ara-tantara, i Eoropa andrefana dia ireo firenena nanana fifandraisana diplômatika tamin'i Etazonia nandritry ny Ady Mangatsiaka, fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy momba ny anty na ny aroa toa an'i Soisa; manomboka mifafa izany sary izany tamin'ny fanitarana ny Vondrona Eorôpeanina.
Ireto avy ireo firenena isan'i Eoropa Andrefana: i Alemaina, i Aotrisy, i Belzika, i Danemarka, i Espaina, ny Fanjakana Mitambatra, i Finlandy, i Frantsa, i Irlandy, i Islandy, i Italia, i Liechtenstein, i Loksemborga, i Nederlandy, i Norvezy, i Pôrtogaly, i Soeda, ary i Soisa.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo faritra ao Eorôpa[hanova | hanova ny fango]
- Eorôpa Afovoany
- Eorôpa Afovoany sy Atsinanana
- Eorôpa Atsinanana
- Eorôpa Andrefana
- Eorôpa Avaratra
- Eorôpa Avaratra Atsinanana
- Eorôpa Avaratra Andrefana
- Eorôpa Atsimo
- Eorôpa Atsimo Atsinanana
- Eorôpa Atsimo Andrefana