Fiteny balta
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny balta dia ireo fiteny ao amin'ny vondrom-piteny baltô-slava ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Isan'izany ny fiteny litoaniana, ny fiteny letôna, ny fiteny korôniana, ny fiteny selôniana, ny fiteny semigaliana, ny fiteny skalviana ary ny fiteny sodôviana.