Lalàmpanorenana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny lalàmpanorenana (na lalàm-panorenana) amin' ny firenena dia karazan-dàlana manoro ny fomba fiasan' ny governemanta. Milaza ny fomba fifidiana ny filoham-pirenena, ny faharetan' ny tokony ijanonany eo. Milaza koa ny lalàmpanorenana hoe inona ny lalàna azo apetraka, rahoviana ny olona vao afaka mifidy, ary ahoana ny manova ny lalàmpanorenana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Lalampanorenana Alemana
Lalampanorenana Beljianina
Lalampanorenana Kameroney
Lalampanorenana Kanadianina
Lalampanorenana Amerikanina
Lalampanorenana Frantsay

Endrika:Hiérarchie des normes

Lalampanorenana Iranianina
Lalampanorenana Soisa
Lalampanorenana Togoley
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.