Ali Soilih

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' ny "Fanjakana Kômôriana" tamin' ny fitondràn' i Ali Soilih (1975-1978)

I Ali Soilih M'tsashiwa dia mpanao pôlitika sy filoham-panjakana kômôriana taloha, teraka tamin' ny 7 Janoary 1932 tao Mahajanga (Madagasikara) sy maty tamin' ny 29 Mey 1978 tao Moroni (Kômôro) tamin' ny fanonganam-panjakana nataon' ilay mpikarama an' ady frantsay Bob Denard. Nanaraka ny firehan-kevitra sôsialista izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]