Lisitry ny filoham-panjakana kômôriana
Apparence
Inty ny lisitry ny filoham-panjakana kômôriana nanomboka tamin' ny taona 1975. Ireto ny fitondram-panjakana nifandimby tamin' izany: ny Fanjakana Kômôriana sy ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro ary ny Firaisan' i Kômôro.
Filoham-panjakan' ny Fanjakana Kômôriana
[hanova | hanova ny fango]Ny Fanjakana Kômôriana no fitondrana pôlitika voalohany an' i Kômôro mahaleo tena. Io vanim-potoana io dia nahitana fanonganam-panjakana enina na fito, arakaraka ny mpanoratra.
Anarana | Fe-potoam-piasana | Andraikitra |
Ahmed Abdallah Abderamane | 6 Jolay 1975 - 7 Jolay 1975 | Filohan' ny governemanta |
7 Jolay 1975 - 3 Aogositra 1975 | Filoham-panjakana | |
Said Mohamed Jaffar | 3 Aogositra 1975 - 10 Aogositra 1975 | Filohan' ny Filankevi-Pirenen' ny Revôlisiôna |
10 Aogositra 1975 - 3 Janoary 1976 | Filohan' ny Filankevi-Pirenena Mpanatanteraka | |
Ali Soilih | 3 Janoary 1976 - 28 Ôktôbra 1977 | Filoham-panjakana |
28 Ôktôbra 1977 - 13 Mey 1978 | Filohan' ny Filankevi-Pirenena Mpanatanteraka | |
Said Atthoumani | 13 Mey 1978 - 23 Mey 1978 | Filohan' ny Direktoara Pôlitika-Miaramila |
Filoham-panjakan' ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro
[hanova | hanova ny fango]Ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro no repoblika faharoan' i Kômôro mahaleo tena. Niorina izy taorian’ ny fanonganam-panjakana tamin’ ny 13 mey 1978.
Anarana | Fe-potoam-piasana | Andraikitra |
Ahmed Abdallah Abderamane | 23 Mey 1978 - 3 Ôktôbra 1978 | Filoha miara-mitantana ny Direktoara pôlitika-miaramila |
Ahmed Mohamed | ||
Ahmed Abdallah Abderamane | 3 Ôktôbra 1978 - 25 Ôktôbra 1978 | Filohan’ny Direktoara |
25 Ôktôbra 1978 - 26/27 Nôvambra 1989 | Filohan’ ny Repoblika voalohany | |
Haribon Chebani | 26 Nôvambra 1989 - 27 Nôvambra 1989 | Filohan' ny Repoblika vonjimaika |
Said Mohamed Djohar | 27 Nôvambra 1989 - 20 Marsa 1990 | |
20 Marsa 1990 - 29 Septambra 1995 | Filohan' ny Repoblika faharoa | |
Combo Ayouba | 29 Septambra 1995 - 2 Ôktôbra 1995 | Mpandrindra ny Kômity miaramilan' ny Tetezamita |
Mohamed Taki Abdoulkarim | 2 Ôktôbra 1995 - 5 Ôktôbra 1995 | Filohan' ny Repoblika miara-mitantana vonjimaika |
Said Ali Kemal | ||
Caabi El-Yachroutu Mohamed | 5 Ôktôbra 1995 - 26 Janoary 1996 | Filohan' ny Repoblika vonjimaika |
Said Mohamed Djohar | 26 Janoary 1996 - 25 Marsa 1996 | Filohan' ny Repoblika fahatelo |
Mohamed Taki Abdoulkarim | 25 Marsa 1996 - 6 Nôvambra 1998 | Filohan' ny Repoblika fahefatra |
Tadjidine Ben Said Massounde | 6 Nôvambra 1998 - 30 Avrily 1999 | Filohan' ny Repoblika vonjimaika |
Azali Assoumani | 30 Avrily 1999 - 6 Mey 1999 | Lehiben' ny Etamazôron' ny Tafi-Pirenan' ny Fampandrosoana |
6 Mey 1999 - 23 Desambra 2001 | Filohan' ny Kômitim-Panjakana |
Filoham-panjakan' ny Firaisan' i Kômôro
[hanova | hanova ny fango]Anarana | Fe-potoam-piasana | Andraikitra |
Azali Assoumani | 23 Desambra 2001 - 21 Janoary 2002 | Filohan' ny Kômitim-Panjakana |
Hamadi Madi Boléro | 21 Janoary 2002 - 26 Mey 2002 | Filoha vonjimaika |
Azali Assoumani | 26 Mey 2002 - 26 Mey 2006 | Filohan' ny Repoblika fahadimy |
Ahmed Abdallah Mohamed Sambi | 26 Mey 2006 - 26 Mey 2011 | Filohan' ny Repoblika fahenina |
Ikililou Dhoinine | 26 Mey 2011 - 26 Mey 2016 | Filohan' ny Repoblika fahafito |
Azali Assoumani | 26 Mey 2016 - 3 Febroary 2019 | Filohan’ ny Repoblika fahavalo |
Moustadroine Abdou | 13 Febroary 2019 - 3 Avrily 2019 | Filoha' ny Repoblika vonjimaika |
Azali Assoumani | 3 Avrily 2019 - … | Filohan' ny Repoblika fahasivy |