Haribon Chebani

Avy amin'i Wikipedia

I Haribon Chebani dia mpitondra fanjakana kômôriana. Filohan’ ny Fitsarana Tampony (Cour suprême) tamin' ny taompolo 1980 sady mpikambana ao amin' ny antoko Union comorienne pour le progrès, nitana ny toeran’ ny filohan' ny Repoblika vonjimaika izy ary nandimby an' i Ahmed Abdallah taorian' ny famonoana an’ ity farany tamin’ ny 26 Nôvambra 1989. Tamin' ny 27 Nôvambra izy dia naongan' ilay mpikarama an' ady frantsay Bob Denard.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]