Said Mohamed Jaffar

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' i Kômôro tamin' ny fitondran' i Said Mohamed Jaffar, tamin' ny taona 1975.

Ny printsy Said Mohamed Jaffar, na amin' ny anarana feno hoe Said Mohamed Jaffar El Amjad, dia filohan' i Kômôro faharoa, nanomboka tamin' ny Aogositra 1975 hatramin' ny Janoary 1976, ary koa praiminisitra lehiben' ny governemanta tao Kômôro nanomboka tamin' ny Jolay ka hatramin' ny Desambra 1972, fony mbola natao hoe Fanjakana Kômôriana ilay firenena. Teraka tamin' ny 14 Avrily 1918 tao Kômôro izy ary maty tamin' ny 22 Ôktôbra 1993 tao Kômôro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]