Moustadroine Abdou

Avy amin'i Wikipedia
Moustadroine Abdou

I Moustadroine Abdou dia mpanao pôlitika kômôriana teraka tamin' ny 14 Jona 1969 tao Nzwani. Nanomboka tamin' ny 26 Mey 2016 ka hatramin' ny 26 Mey 2019 izy no filoha lefitr' i Kômôro miandraikitra ny fambolena, ny jono, ny tontolo iainana, ny fanajariana ny tany ary ny tanàn-dehibe. Izy no filohan' ny Antenimieram-pirenena nanomboka amin' ny 3 Avrily 2020.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]